| Entry | 1 voarohirohy |
| Root | 2 rohirohy |
| Part of speech | 3 past participle |
| Examples |
4 Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika.
[4.27#2012/05/24]
5 Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy. [1.320#] 6 Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana. [4.11] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|