| Entry (1/3) | 1 voafina |
| Root | 2 afina |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.10#A81] [1.1] |
| Explanations in English |
4 concealed, hidden
5 buried, in speaking of a deceased sovereign [1.2] |
| Explanations in French |
6 caché, recelé, tu
[1.3] |
| Examples |
7 Naseho miharihary tsy voafina intsony.
[2.643#]
8 ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2] 9 Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3] 10 izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 12 voaafina |
| Entry (2/3) | 13 voafina |
| Root | 14 fina |
| Part of speech | 15 past participle |
| Explanations in English |
16 measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb.
[1.2] |
| Vocabulary | 17 Space |
| Entry (3/3) | 18 voafina |
| Root | 19 fina |
| Part of speech | 20 past participle |
| Explanations in English |
21 pressed close by the hands, held fast
[1.2] |
| Anagrams | 22 fiavona, 23 fiovana, 24 fivaona, 25 vainafo, voafina |
| Updated on 2026/04/28 |
|