|
|
|
|

Entry1 vilia
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1]
Explanations in English  4 a plate, a dish; cf. lovia [1.7]
Explanations in French  5 plat, assiette [1.8]
Examples  6 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Vocabulary  7 Economy: household items
Other spellings  8lovia
All compound words  96 combinations of this word
Proverbs  10 Proverbs containing that word

Anagrams  11 avily, 12 vilia

Updated on 2025/11/02