|
|
|
|

Entry1  lovia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia
Explanations in English  4  [1.7] a dish
Explanations in French  5  [1.8] assiette, plat
Examples  6  [2.606#] Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny.
7  [2.643#] Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia.
All compound words 
Other spellings  12  vilia
Proverbs  13  Proverbs containing the word lovia
Article  14  Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 Ivola, I Vola, 16 lovia, 17 valio, 18 valoy, 19 voaly

Updated on 2025/09/13