|
|
|
|

Entry1  manavesatra
Root  2 vesatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
5 Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
6 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1]
Explanations in English  7 to weigh down [1.7]
Explanations in French  8 mettre un fardeau sur [1.8]
Examples  9  Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. [2.499#]
10  Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Other spellings  15 mamesatra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 mañavaratse, manavesatra

Updated on 2025/11/17