|
|
|
|

Entry1  mamesatra
Root  2 vesatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana.
5 Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany.
6 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11 manavesatra

Updated on 2025/09/12