Entry amely (vely)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay [Rajemisa 1985]
Morphology 
amely
ameliko
amelinao
ameliny
amelintsika
amelinay
amelinareo
amelin'
amelin-
amelim-
namely
nameliko
namelinao
nameliny
namelintsika
namelinay
namelinareo
namelin'
namelin-
namelim-
hamely
hameliko
hamelinao
hameliny
hamelintsika
hamelinay
hamelinareo
hamelin'
hamelin-
hamelim-
Examples Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby [Andraina: Mitaraina]
Quotes 

Updated on 2011/08/16