Entry mively (vely)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] mikapoka, mamely [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] mikapoka [Rakotosaona 1975]
 Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any ny olona
¶ Mampaneno: Mively langorony ny ankizy. [Rajemisa 1985]
English definition to beat a drum; to thresh rice; to forge iron [Hallanger 1973]
French definition battre le tambour : battre le riz; forger le fer [Hallanger 1974]
Morphology 
mively
nively
hively
miveleza
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2012/09/25