Entry | 1 veloma madinidinika: masina fantimpantenana |
Elementary words | 2 veloma, 3 madinidinika, 4 masina, 5 fantimpantenana |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny [1.1] |
Examples |
8 Ka veloma|masina fantimpantenana tsirairay Rambolo, ary veloma|masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora.
[2.69]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |