Entry | 1 vazivazy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] |
Explanations in English |
4 joking, horseplay [1.7] |
Explanations in French |
5 jeu, plaisanterie; moquerie [1.8] |
Examples |
6 vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina!
[2.324]
7 Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471] |
Derivatives |
|
Analogs | 25 kivazivazy, somonga, vosobosotra, sangisangy, kihanihany, kilalao, tsihanihany, safary, ala hamohamo, hatsikana, haikaika, sangisangy zary tenany, sangy mihoatra ny loha, fanory, kivalavala, hatsikana, katsikana, akisakisabe, hotsohotso, mpananihany, mpiaingiaingy, ariralahy, ariravavy, kapotsaka, mpiangano |
Anagrams | 26 vazivazy, 27 vizaviza |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |