|
|
|
|

Entry1  vava tsy ratsy
Elementary words  2 vava, 3 tsy, 4 ratsy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny. [1.1]
Synonyms  7 am-bava tsy ratsy

Updated on 2025/09/12