Entry am-bava tsy ratsy
Elementary words am-bava ; ratsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1]
Explanations in French Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. [2.415]
Synonyms vava tsy ratsy

Anagrams 

Updated on 2023/11/20