| Entry | 1 vatasarihana |
| Elementary words | 2 vata, 3 sarihana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy
[1.1] |
| Other spellings | 6 vata sarihana |
| Updated on 2025/11/02 |
|