|
|
|
|

Entry1  varotra an' elakela-trano
Elementary words  2 varotra, 3 elakelaka, 4 trano
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny [1.1]
Synonyms  7 varotra an-kobohobo

Updated on 2025/09/12