|
|
|
|

Entry1 varifitoventy
Elementary words  2vary, 3fito, 4venty
Part of speech  5 noun
Explanations in Malagasy  6 Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [1.1]
Explanations in French  7 le poids de sept grains de riz; cinq centimes [1.3#813]
8 sens concret : poids de 7 grains de riz, figuré : division ancienne de la piastre d'argent, environ 5 centimes [1.196]
Examples  9 Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery. [2.499#]
10 Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Vocabulary  11 Economy: finances, management
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02