| Entry | 1 vantany vao |
| Elementary words | 2 vantany, 3 vao |
| Part of speech | 4 conjunction [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [1.1] |
| Explanations in French |
6 à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [1.3] |
| Examples |
7 vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna
[2.470]
|
| Updated on 2025/10/11 |
|