Entry vanofotsy (vano, fotsy)
Part of speech   noun
French translation   héron blanc. Ardea alba, L. [Abinal 1888]
French translation   la grande aigrette (Casmerodius albus) [Tsimbazaza ]
Examples   Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]
Scientific name   Casmerodius albus, Ardea alba
Vocabulary  
Synonyms   langaraka ~ langorofotsy

Updated on 2013/07/30