| Entry | 1 vano |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe)
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a heron
[1.7] |
| Explanations in French |
5 héron
[1.3, 1.54, 1.8] 6 héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22] |
| Vocabulary | 7 Zoology: birds |
| Synonyms | 8 langoromavo, vanokagira |
| Combinations | 9 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vano |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Article | 11 Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | vano, 12 vona |
| Updated on 2026/03/07 |
|