Entry valio (valy)
Part of speech imperative of passive verb valiana [full list]
Examples 
1Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e! [Rajemisa 1985]
2Koa valio ny fanontaniako. [Andraina: Mitaraina, page 250]
3Mba hiantso aho mba hiteny ... koa mba valio resaka valio tafa [Fox: Hainteny, number 350]

Updated on 2020/07/31