|
|
|
|

Entry1  valin-tanàna
Elementary words  2 valy, 3 tana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso [1.1]
6 endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray [1.13]
Explanations in French  7 entraide [1.13]

Updated on 2025/09/12