Entry valana (vala)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay [Rajemisa 1985]
English definition   to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off [Richardson 1885]
French definition   qu'on entoure, qu'on sépare [Abinal 1888]
Morphology  
valana
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
vala-
novalana
novalako
novalanao
novalany
novalantsika
novalanay
novalanareo
novalan'
novalan-
novalam-
novala-
hovalana
hovalako
hovalanao
hovalany
hovalantsika
hovalanay
hovalanareo
hovalan'
hovalan-
hovalam-
hovala-
valao

Entry valana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fandehan' ny rano manaraka ny iva [Rajemisa 1985]
   fikorianan-dranoka [SLP: Voambolana]
English definition   the course of water, a going down [Richardson 1885]
French definition   le cours, le courant de l'eau [Abinal 1888]
French definition   coulée [SLP: Voambolana]
Derivations  

Entry valana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] fitarana, filey [Rakotosaona 1972]

Entry valaña
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] filahiana [Rakotosaona 1972]

Entry valaña
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] mazava (ro), matsatso [Rakotosaona 1972]

Entry valana
Part of speech   noun
French definition   (sens général : courant rapide). D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  

2018/11/13