| Entry | 1 avalana |
| Root | 2 valana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany
5 Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika 6 Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|