| Entry | 1 vako-drazana |
| Elementary words | 2 vakoka, 3 razana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana
[1.1] |
| Explanations in English |
6 the family jewels; folk music, folk dancing, etc
[1.7] |
| Explanations in French |
7 trésor familial; musique, danses folkloriques
[1.8] 8 folklore [1.66] |
| Examples |
9 Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao.
[2.528#]
10 Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445#] |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|