| Entry | 1 vakim-pileovana |
| Elementary words | 2 vaky, 3 fileovana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in French |
5 sous-préfecture [1.8] |
| Examples |
6 Miasa eo ambany fiahian' ny solontenam-panjakana na ny lehiben' ny boriborintany ara-panjakana ny lehiben' ny kartie: ny lehiben' ny vakimpileovana no manendry azy, ary maro ny andraikitra sahaniny izay itovizany amin' ny lehiben' ny faribohitra.
[4.27#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|