Entry vahona
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry mangidy izaitsizy ampiasain' ny olona ho fampivalanana (ny vonin' ny vahona atao hoe sahondra) [Rajemisa 1985]
English definition a generic name for various plants of the genus Aloe, especially Aloe macroclada, Baker, and Aloe deltoideodonta, Baker. Also a species of Crinum (Sihanaka) [Richardson 1885]
 aloes [Hallanger 1973]
French definition aloès [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples Mamontsina ny ambiaty ary manantom-panja amin' ny taho toa lakolosy kely ny vahona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]
Vocabulary 
Scientific name Aloe deltoideodonta, Aloe macroclada, Crinum
Toponymy Place names having the word vahona (1): Ambahona

Entry vahona
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] jereo gogo [Rajemisa 1985]

Entry vahona
Part of speech adjective
French definition amer [Abinal 1888]

2016/07/31