|
|
|
|

Entry1  mivahiny
Root  2 vahiny
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [1.1]
Explanations in English  5 to sojourn as a visitor or a
6 stranger [1.7]
Explanations in French  7 séjourner comme visiteur,
8 étranger [1.8]
Examples  9  Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13