| Entry | 1 vahindanitra |
| Elementary words | 2 vahiny, 3 lanitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka.
[1.1] |
| Explanations in French |
[vahin-danitra]
6 la voie lactée.
[1.3] |
| Vocabulary | 7 Astronomy |
| Updated on 2025/09/12 |
|