| Entry | 1 vadintanimbohitra |
| Elementary words | 2 vady, 3 tany, 4 vohitra |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony [1.1] |
| Examples |
7 Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady.
[2.508#]
|
| Synonyms | 8 vadintany ambany |
| Updated on 2025/10/11 |
|