|
|
|
|

Entry (1/9)1  ta
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho:
4 Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explanations in English  5 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses :
6 ta-hanào: to want to do [1.2]
7 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
8 ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explanations in French  9 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
10 ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Analogs  11  te, 12  ti
All compound words  13  2 combinations of this word

Entry (2/9)14  ta
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 tanalahy [Tanosy] [1.78]
Explanations in English  17 a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Vocabulary  18  Zoology: reptiles, amphibians

Entry (3/9)19  ta
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
22 Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explanations in English  23 the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Vocabulary  24  Sound

Entry (4/9)25  ta
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27 fitazonana [Taisaka] [1.78]

Entry (5/9)28  ta
Part of speech  29  noun
Explanations in English  30 a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [1.2]

Entry (6/9)31  ta~
Part of speech  32  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  33 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explanations in English  34 a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]

Entry (7/9)35  ta    
Part of speech  36  adjective
Explanations in French  37 an' ialahy, an' ise [1.66]

Entry (8/9)38  TA    
Part of speech  39  noun (acronym) [Full list]
Explanations in French  40 Tananarive Antsirabe [3.1]
Text  41  [CR]
[CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR]
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
[CR]
[CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR] [CR]
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe
[CR]
[CR]

Entry (9/9)42  Ta    
Part of speech  43  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  44 
45 Singa mivaingana, faha-73 amin'ny
46 fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  47 tantalum [3.1]
Explanations in French  48 tantale [3.1]
Vocabulary  49  Chemistry
Tables and plates  50  Periodic Table

Updated on 2025/11/13