| Entry | 1 tsy zehena |
| Elementary words | 2 tsy, 3 zehena |
| Part of speech | 4 locution |
| Examples |
5 hazo fotsy navadiky ny rano aho ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena tsy kizahina fa izay tiako no alehako na hiorika na hivalana [2.131] |
| Updated on 2026/02/26 |
|