Entry tsy vaky atatra (tsy, vaky, atatra)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [Rajemisa 1985]
Explanations in French impudent, √©hont√© [Abinal 1888]
Other spellings 
Synonyms tsy vaky afero
Antonyms 
Examples Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [Andraina: I Vola, page 73]

Updated on 2021/10/13