| Entry | 1 tsy toko tsy forohana |
| Elementary words | 2 toko, 3 tsy, 4 forohana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona)
7 b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa) [1.1] |
| Explanations in English |
8 an enormous sum of money
[1.7] 9 une énorme somme d'argent; beaucoup [1.7] |
| Updated on 2025/09/12 |
|