|
|
|
|

Entry1  tsy ... na aiza na aiza
Elementary words  2  tsy, 3  na aiza na aiza
Part of speech  4  locution
Explanations in French  5  nulle part: Tsy hita na aiza na aiza izy (On ne le voit nulle part) [1.3]
6  ne ... nulle part [1.5]
Examples  7  tsy|na aiza na aiza maniry tsy|na aiza na aiza afatsy|na aiza na aiza eto Madagaskara hiany izy ireny [1.357#9]
8  ny Mpanjakan'i Madagasikara tsy|na aiza na aiza mamarin' olona andafin-dranomasina tsy|na aiza na aiza. [2.366#376]
9  Fa tsy misy tany tsy<'>na aiza na aiza! [2.298#27]

Updated on 2025/09/12