|
|
|
|

Entry1  tsy misy tomika
Elementary words  2  tsy misy, 3  tomika
Part of speech  4  locution
Examples  5  Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana tsy misy tomika". [2.472]
6  Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra. [2.996]

Updated on 2024/12/07