|
|
|
|

Entry1  tsy mandray ravin' avaratra
Elementary words  2 tsy, 3 mandray, 4 ravina, 5 avaratra
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1]
Synonyms  8 tsy mandray ravin-deno

Updated on 2025/10/11