Entry | 1 tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra |
Elementary words | 2 tsy, 3 mandady, 4 hazo, 5 fantatra |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |