| Entry | 1 tsy mahita mangirana |
| Elementary words | 2 tsy, 3 mahita, 4 mangirana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza olona tsy manam-pahalalana na dia bitika kely akory aza, amin' ny zavatra iray; tsy mahay na inona na inona [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|