|
|
|
|

Entry1  tsy mahalala tsy misy
Elementary words  2 tsy, 3 mahalala, 4 misy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny [1.1]

Updated on 2025/09/12