|
|
|
|

Entry1  tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana
Elementary words  2 tsy, 3 mahavoky, 4 vony, 5 ahitra, 6 ifanomezana
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny [1.1]

Updated on 2025/10/11