| Entry | 1 tsy adala tsy hendry |
| Elementary words | 2 tsy, 3 adala, 4 hendry |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|