| Entry (1/2) | 1 tsivalana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivalan-kazo ny varavarana mba ho mafy tsara ny hidiny [1.1] |
| Explanations in French |
4 traverse [1.13] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 22 tsivalana |
| Part of speech | 23 noun |
| Explanations in Malagasy |
24 manenetinkena [Tambahoaka, Tanosy]
[1.78] |
| Anagrams | 25 antsy lava, 26 tsilavana, 27 tsivalana, 28 vatsilana |
| Updated on 2025/09/19 |
|