| Entry | 1 atsivalana |
| Root | 2 tsivalana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mitsivalana, izany hoe: tsy atsangana manaraka ny lavany fa ampandrina manaraka ny sakany: Atsivalano ny dabilio fa malalaka ny efitra [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|