Entry | tsingoloka | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena hamelezana ny sasany. [Rajemisa 1985] | |||
Derivations |
| |||
Entry | tsingoloka | |||
Part of speech | noun | |||
French translation | culbuteur [SLP 1986] | |||
Vocabulary | Economy: mechanics | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |