Entry mitsingoloka (tsingoloka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
¶ Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
¶ Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
¶ Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [Rajemisa 1985]
 mivadika ka ny loha no ambany
¶ mila vaniny [SLP 1986]
French translation culbuter, inverser
¶ pinailler [SLP 1986]
Morphology 
mitsingoloka
nitsingoloka
hitsingoloka
mitsingoloha
Quotes 

Updated on 2020/07/31