| Entry | 1 fitsingoloka |
| Root | 2 tsingoloka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|