Entry tsindry hazo lena (tsindry, hazo, lena)
Part of speech expression
Malagasy definition (taloha) fanombotombohana
¶ (ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika [Rajemisa 1985]
 fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa [SLP 1986]
French definition oppression [SLP 1986]

Updated on 2010/06/17