| Entry | 1 tsindrantsindrana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|