|
|
|
|

Entry1  fitsindrantsindranana
Root  2 tsindrantsindrana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra
5 Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]

Updated on 2025/09/12