|
|
|
|

Entry1  fitsindrantsindrana
Root  2 tsindrantsindrana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]

Updated on 2025/09/12