Entry tsikorovana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Merina] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937]
 Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [Rajemisa 1985]
English definition Madagascar black bulbul [Langrand: Birds]
French definition bulbul noir [Langrand: Oiseaux]
Vocabulary 
Scientific name Hypsipetes madagascariensis
Synonyms horova ~ horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva

2017/12/12